1.7 millions d’enfants décèdent chaque année à cause des effets néfastes du changement climatique, selon l’OMS. Pour l’UNICEF, la crise climatique est une crise des droits de l’enfant. La présidente de la Plateforme de la Société Civile pour l'Enfance – PFSCE, Ando Mampionona Nomenjanahary explique que le droit à la santé, le droit de vivre dans un environnement sain sont bafoués par ces effets climatiques. Selon elle, beaucoup d’enfants sont aujourd’hui hospitalisés suite à des problèmes pulmonaires liés à la pollution de la capitale. Dès lors, pour marquer la journée internationale des droits de l’enfant, la plateforme organisera un reboisement avec 1000 enfants à Andramasina.
1,7 tapitrisa eo ireo zaza maneran-tany mizaka ny vokadratsin’ny fiovaovan’ny toetr’andro hoy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fahasalamana ary mitarika krizy eo amin’ny fanajana ny zon’ny zaza izany. Manitsakitsaka ny zon’ny zaza hiaina anaty tontolo iainana madio sy ho salama tokoa ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetrandro hoy ny fikambanan’ny fiaraha-monim-pirenena misahana ny zaza na ny PFSCE, Ando Mampionona Nomenjanahary. Betsaka ireo zaza manatona toeram-pitsaboana noho ny aretin’ny taovam-pisefoana hoy izy. Noho izany, nisafidy ny hantanteraka fambolen-kazo miaraka amina zaza miisa 1000 ity fiaraha-monim-pirenena ity mba hanentanan ny ankizy ny amin’ny maha zava-dehibe ny tontolo iainana.