Anisan’ny sehatra iharan’ny tsindry amin’ny fahasimban’ny tontolo iainana ny fitsaboana nentim-paharazana. Ny karazana biby sy zava-maniry mandrafitra ny rohivoahary no toeram-panafody na farmasia ho an’ireo mpitsabo nentim-paharazana. Tsy fitsaboana nentim-paharazana ihany, fa ny 60% ireo fanfody ampiasaina amin’ny fitsaboana moderina dia avy amin’ny zava-maniry avokoa. Miresaka mikasika izany ny filohan’ny fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana, Rasamivelona Joséphin. Â
La médecine traditionnelle figure parmi les secteurs  qui subissent les conséquences directes de la dégradation de l’environnement. La biodiversité en général, particulièrement les espèces végétales, restent les principales ressources de l’industrie pharmaceutique, traditionnelle et moderne. Quel sera l’avenir de la médecine ? Interview avec le président de l’Association Nationale des Tradipraticiens Malgaches, Joséphin Rasamivelona.