Pour parler de démocratie aux enfants, il faut tout d’abord leur faire comprendre la définition de ce qu’est la démocratie. Selon la fondatrice de la start-up Karné et auteure du magazine « mon karné d’exploration », Ravaka Tahirimihamina, les enfants se réfèrent à la manifestation de rues quand on leur parle de démocratie. D’un côté, il faut également leur parler avec un langage que ces enfants comprennent. L’interaction est très importante également.
Mila hampahafantarina ireo ankizy aloha ny famaritana izany hoe demokrasia izany rehefa miresaka io lohahevitra io aminy. Araka ny nambaran’i Tahirimihamina Ravaka, mpanorina ny start-up Karné, nahatsikaritra izy ireo nandritra ny nananganany ny gazety boky « mon karné d’exploration » fa fidinana an-dalambe no ahafantaran’ny ankizy an’izany hoe demokrasia izany. Etsy an-daniny, mila fiteny tsotra sy mazava ary mora takatry ny ankizy rehefa miresaka izany aminy. Ary ny fifanakalozana dia tena zava-dehibe ihany koa.