COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
: Chacun dispose de 20 minutes pour choisir ses livres.

Le kilo du livre vendu à 5.000 Ariary à l’IFM

Jeudi 2 décembre 2021, les livres sont vendus au kilo, à l’Institut Français de Madagascar. 750 kilos de livres usés sont liquidés. Le kilo est bradé à 5.000 ariary, soit plus d’un euro. Florence Dimani, responsable médiathèque au sein de l’IFM est flattée de voir que les jeunes s’intéressent au livre, contre toute attente. Le circuit de vente des livres, dit-elle, est difficilement accessible à Madagascar. Une opportunité comme celle-ci ne se rate pas. Les acheteurs, majoritairement jeunes et étudiants, sont venus par centaine pour faire la queue devant l’IFM. Chaque groupe, composé de 20 individus, ont 20mn chacun pour trouver les livres de leur choix. Une fois le choix fait, ils se dirigent au pesage et paient à la sortie. L’argent récolté, termine-t-elle, sera utilisé pour acheter de nouveaux livres.


Studio Sifaka · 2021-12-02_Fandaharana HONO HO AHO - LIVRE POUR TOUS

Alakamisy 2 desambra 2021, amidy 5.000 ariary monja ny kilaon’ny boky tonta tetsy amin’ny Institut Français de Madagscar Analakely. Boky nandrafitra ny tranombokin’ity ivokolo ity ireto amidy sy ho soloina vaovao ireto. Nanambara ny tompon’andraikitry ny tranombokin’ny IFM,  Florence Dimani, fa isan’ny midangana ny vidim-boky eto Madagasikara ary maro ireo tanora no tsy afaka mividy izany na dia liana sy tia ny vaky boky aza. Antony iray nanaovana izao varoboba izao. Tanora sy mpianatra no ankamaroan’ireo tonga nilahatra manoloana ny ivokolo frantsay hividy ireo boky. Manana 20 minitra ny isan’olona hisafidianana ny boky tiany ka tsy mihoatra ny 5 kilao no azon’ny tsirairay vidiana. Miditra isaky ny andiany roapolo izy ireo mba hitsinjovana ny fiarovana amin’ny valan’aretina. Ny vola azo amin’ity hetsika ity, hoy hatrany ny mpikarakara, dia hividianana boky vaovao. Ny volana novambra na desambra no manao hetsika toy izao ity ivokolo frantsay ity.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter