COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Les services de transfert de musique vendent une chanson à partir de 50 ariary.

L’informalité des services de transfert de musique dans les rues

Mirongatra ny mpampiditra hira amin’ny alalan’ny solosaina eny rehetra eny, indrindra ny eto Antananarivo renivohitra. Mahazo tombony manokana amin’izany izy ireo rehefa mivarotra ny hira afindran’izy ireo any amin’ny mpanjifany, nefa manahoana kosa ny mahakasika ireo tompon’ny hira ? Voalaza fa tsy ara-dalàna ary tsy nahazonana alalana ny fanaovana izany ary izay no nahatonga ny Ofisy misahana ny fiarovana ny zon’ny mpamorona na ny OMDA mitondra ny fanazavana ato amin’ny fandaharana « Hono ho’a ». Ny talen’ny OMDA, Ranjarivo Haja dia milaza fa efa misy ny dingana ataon’izy ireo entina mampanara-dalana ireo mpampiditra hira tsy ara-dalàna ireo fa ny tena tompon’ny teny farany dia ny tompon’ny sangan’asa ihany.


Studio Sifaka · 2021-11-26_Fandaharana HONO HO AHO - TSY MAHA ARA-DALANA NY MPAMPIDITRA HIRA AMORON'DALANA

Les services de transfert de musique dans les rues se font de plus en plus nombreux, surtout dans la capitale. Ils gagnent leur vie en vendant des chansons qu’ils transfèrent à leur clientèle, mais qu’en-est-il des propriétaires de ces chansons ? Cette pratique n’est pas autorisée et même interdite par la protection des droits d’auteur, l’Office Malgache du droit d’auteur ou OMDA,. Le Directeur de l’OMDA, Haja Ranjarivo, affirme leur initiative de régulariser cette pratique, mais la base dépend surtout des propriétaires des œuvres.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter