Le ministère du Travail, de l’Emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales, à travers Augure (l’Application Unique de Gestion Uniforme des Ressources humaines de l’Etat) figurait parmi les organes étatiques ayant subi un audit interne par la Cour des Comptes cette année. L’augure est un logiciel qui fournit des données les fonctionnaires malgaches : leur effectif, leur salaire et leur situation. Selon un membre de la Cour des Comptes, les supérieurs hiérarchiques sont chargés de fournir les informations concernant leurs collaborateurs.
Nanao tatitra ny valiny fitsirihana nataony tamin’ity taona ity, teny amin’ny lapan’ny fitsarana tampony Anosy, ny fitsarana momba ny kaonty ny 10 desambra 2021.  Rafi-panjakana telo no nanaovana izany, ary isan’izany ny Augure. Ny Augure dia rindrambaiko iray, na logiciel, ampiasain’ny ministeran’ny asam-panjakana hanamorana ny fitantanana ireo mpiasam-panjakana. Isorohana ireo fahaverezam-bola mihaompapana eo amin’ny sehatry ny asam-panjakana no antony namoronana ny Augure hoy ny tompondraikitra iray avy ao amin’ny fitsarana momba ny kaonty eto Madagasikara.