Mialohan’ny andraisan’ny olona iray ny andraikiny amin’ny fahefana eto amin’ny firenena, dia tsy maintsy manao fanambaram-pananana izy. Mba hisian’ny fangaraharana eo @ toerana misy ilay olona voalaza no antony raha ny nambaran’ny mpisolo vava Christian Raoelina. Mitarika amin’ny fanasaziana izany raha tsy tanteraka ao anatin’ny volana vitsivitsy hiasany. Ny olon-tsotra kosa dia tsy voatery hanao izany.
Avant la prise de poste d’un haut responsable de l’Etat, sa déclaration de patrimoine est fortement conseillée dans les plus brefs délais. Il s’agit de faire un inventaire de l’ensemble de son patrimoine ou de ses biens. Par exemple, les propriétés bâties, les fonds de commerce, les véhicules et son patrimoine financier. Cette procédure se fait auprès de la BIANCO, précise l’avocat Me Christian Raoelina.