Hanaterana fanafody any an-tokatranony ireo mararin’ny COVID-19 nanao fitiliana teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka ka voamarina fa voan’ny COVID-19, raha ny tapaka nandritra ny filan-kevitry ny ministra manokana, ny 15 desambra teo. Mila tratra antso hatrany kosa ny olona izay voakasik’izany mba hanamora ny fizarana raha ny torimarika nomen’ny tale misahana ny fampiroboroana ny fahasalamana eo anivon’ny ministeran’ny fahasalam-bahoaka, ny Dr Rakotoarivony Manitra. Atao mari-pototra ihany koa ny adiresy omena ny tompon’andraikitra satria ireo amin’ny ankapobeny no antony tsy hahatongavan’ny fanafody any amin’ny marary. Hoanina foana ihany koa ny fanafody izay omena na misy na tsy misy soritr’aretina.
Â
Selon le rapport du conseil des ministres spécial du 13 décembre dernier, les personnes testées positives à la COVID-19, ayant effectué leur TDR au Village Voara Andohatapenaka bénéficieront d’un service de remise de leurs médicaments à domicile. Les agents du ministère sont mobilisés pour les distribuer. Pourtant, certains patients affirment ne pas avoir reçus leurs médicaments, même après avoir attendu quelques jours ou une semaine suite au test.
Les personnes en traitement doivent être joignables tout le temps sur leur téléphone pour faciliter la distribution, d’après le Directeur de la promotion de la santé au ministère de la Santé Publique, le Dr Manitra Rakotoarivony. Ainsi, les patients de la COVID-19 devraient prendre les médicaments qu’ils présentent des symptômes ou non, indique-t-il.