Azo fantarina dieny mbola mpianatra ny lalan-kizorana makany amin’ny sehatry ny asa. Efa voafaritra mialoha ny mety ho an’ny tsirairay amin’ny alalan’ny test RIASEC, izay hahafahana mijery ny toetra sy ny mombamomba ilay olona. Ny valiny avy eo no manoro ny asa mifandraika amin’ilay nanao test, hoy ny mpirotsaka an-tsitrapo ao amin’ny Madagascar Entreprises Développement MED, Raherinjatovo Angelo.
Le profil d’une personne peut décrire à l’avance le métier qui lui convient. Le test RIASEC a pour objectif d’aider tout candidat à se découvrir lui-même. Il s’agit d’un questionnaire pouvant conseiller et guider dans le parcours professionnel convenant aux caractères du candidat. Les étudiants sont les principales cibles, selon le volontaire au sein de Madagascar Entreprises Développement MED, Angelo Raherinjatovo.