Au lieu de percevoir 12 mois de salaire, certains employés d’entreprise reçoivent un 13ème mois de salaire à la fin de l’année. Ce salaire en plus est calculé en fonction de l’augmentation des chiffres d’affaires de l’entreprise  durant toute l’année. Contrairement aux entreprises privées, les entreprises publiques ne perçoivent pas de 13ème mois car leurs salaires sont préalablement calculés et inscrits dans la loi de finance en début d’année, explique Patrick Randriamisata, économiste.
Fanaon’ny orinasa tsy miankina sasany rehefa faran’ny taona tahaka izao ny manome   « 13ème mois» hoan’ny mpiasa. Isan’ny fepetra hahafahana manome izany ny fiakaran’ny tombony azon’ny orinasa nandritra ny taona iray. Matetika, tsy misitraka izany « 13ème mois » izany ireo mpiasam-panjakana satria efa voarakitra mialoha anaty ny lalà na mifehy ny tetibolam-panjakana ny karaman’izy ireo. Raha hisitraka izany izy ireo dia tsy maintsy soratana anaty ny lalà na mifehy ny tetibolam-panjakana izany, hoy ny mpahay toe-karena, Randriamisata Patrick.