Selon la loi organique 2012-05 portant sur les élections à Madagascar, la révision des listes électorales débute chaque 1er décembre et se termine le 15 avril. Cette liste est disponible auprès de chaque fokontany. Une responsable auprès du fokontany d’Ambohitsorohitra et d’Ambatonakanga ambany nous explique leur stratégie afin d’inciter les citoyens à s’y inscrire.
Araky ny lalà na fehizoro laharana 2012-05 mifehy ny fifidianana ao amin’ny adininy faha 26, misokatra ny 1 desambra 2021 ary mifarana ny 15 aprily 2022 ny fandraisana sy fanavaozana ny lisi-pifidianana eto Madagasikara amin’ny taom-piasana 2021-2022. Manazava ireo olana hita tamin’ireo lisi-pifidianana teo aloha, ny endriky ny fanavaozana ny lisi-pifidianana sy ny taha-pahavitrian’ny mponina ny tompon’andraikitra eo anivon ‘ny fokontanin’ Ambohitsorohitra sy Ambatonakanga ambany.