Un cybercafé, qu’on a interviewé à Ambohipo, possède plusieurs offres tels que : partage de connexion, photocopie et impression, vente de gadgets informatiques, conception carterie, etc. Selon le propriétaire, cette activité est rentable si la clientèle est bien étudiée au préalable. La recette journalière s’élève jusqu’à 300 000 Ariary par jours dont 6 millions Ariary par mois minimum. Le propriétaire a investi 30 millions Ariary pour créer sa petite entreprise en 2014. La photocopie et impression rapportent le plus grand profit dans toute l’activité. Le Gérant de ce Cybercafé n’a pas suivi de formation spécialisée ni de formation en informatique mais il s’est débrouillé petit à petit.
Seha-pihariana mahavelona ny fanaovana Cybercafe izay nanaovana fanadihadiana eny Ambohipo. 6 tapitrisa Ariary no vola nananganan’izy ireo izany tamin’ny taona 2014. Maro ny tolotra hita toy ny fivarotana connexion, fanaovana saisie sy fanontana taratasy fanasana ary ny varotra kojakoja informatika sy ny sisa. Manodidina ny 300 000 Ariary isan’andro no vola miditra amin’izy ireo ka ny iray hetsy amin’izay no tombony. Ny mpianatra no mpanjifa voalohany ka ny « Photocopie » sy ny "impression » no mampidi-bola be indrindra. Tsy nianatra io asa io ny mpitantana fa nampiana-tena rehefa tao anatin’ilay asa.