Le projet Hybricon tente d’expliquer la dynamique et l’origine des conflits à Madagascar en étudiant les différentes formes d’hybridation qui ont existé. Selon Lalatiana Rakotondranaivo, les données collectées seront destinées principalement à trois catégories d’acteurs : la communauté locale, les décideurs politiques et les acteurs internationaux et locaux. D’abord, la communauté locale car elle a besoin de s’approprier de leurs histoires et faire entendre leur voix.  Les décideurs politiques, de leurs côtés, bénéficieront d’un outil permettant de s’attaquer aux causes profondes du conflit. Et enfin, les acteurs internationaux et locaux pourront adopter de nouvelles approches dans leur stratégie et politique générale.
Â
Ny tetikasa Hybricon dia miezaka mamantatra sy mahazo ny mahatonga ny disadisa eto Madagasikara, rehefa misy fifampikasohana avy amin’ny any ivelany. Manazava i Rakotondranaivo Lalatiana fa zaraina amina sehatra telo samihafa ny vokatry ny fikarohana ataon’izy ireo sy ny antontan-kevitra voaray. Voalohany, ny fiaraha-monina eny ifotony izay mila mahafantatra ny tantara niainan’izy ireo sy ny fivoaran’ny fifandraisana misy ao aminy. Faharoa, ireo mpanao politika izay manapa-kevitra amin’ny fiainam-pirenena. Ary fahatelo, ireo manana tetikasa sosialy samihafa avy eto antoerana na avy any ivelany, mba hahafahan’izy ireo mamolavola hevitra mifanaraka amin’ny filà na misy eto antoerana.