La protection des droits des usagers et consommateurs se réfère à la Déclaration Universelle des Droits de l’Homme, explique Rakotondravony Mamy du Groupe d’Actions et de Réflexion pour la Défense des Usagers et Consommateurs ou Garduc. Elle ne se limite pas uniquement aux biens de consommation mais s’étend également aux offres et services publics. À Madagascar, le gouvernement reconnait 8 grandes catégories de droits liés à la consommation. En général, les associations de défense des droits des consommateurs se chargent de collecter puis transmettre les requêtes auprès des responsables concernés afin de réclamer une indemnisation et suivent de près la suite desdits requêtes. Â
Ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa dia mifototra amin’ny zo ao anatin’ny Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona. Tsy ny zo mahakasika ny fanjifana ihany no voaresaka amin’izany fa tafiditra koa ny fahazoana tolotra omen’ny fanjakana mamaly ny filan’ny mponina.  Mitondra ny feon’ny mpanjifa any amin’ny tompon’andraikitra voakasika ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa toy ny Garduc na Groupe d’Actions et de Reflexion pour la Défénse des Usagers et Consommateurs mba hangatahana onitra raha misy fahavoazana mianjady amin’ny mpanjifa, hoy Rakotondravony Mamy . Rehefa voarain’izy ireo ny fitarainana dia misy ny fanadihadiana ataon’izy ireo mialoha ny hampiakarana ny raharaha.