L’inflation a connu une hausse de 6% en un an, de décembre 2020 jusqu’en décembre 2021. Les directions régionales de l’INSTAT (Institut National de la Statistique de Madagascar) implantées dans les 23 régions dans tout Madagascar effectuent régulièrement des relevés des prix auprès des points de vente sur place, pour ensuite les envoyer à l’INSTAT d’Antananarivo. Le taux de l’inflation pourra alors être déterminé. Le directeur général de L’INSTAT Zefania Isaora Romalahy apporte plus d’explication.
Niakatra 6 isan-jato ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainana eto amintsika tao anatin’ny herintaona nanomboka ny volana Desambra 2020 hatramin’ny Desambra 2021. Ireo fitaleavam-paritry ny INSTAT isaky ny faritra 23 no mijery sy manara-maso ny vidin’entana eny antsena, ary mandefa izany eny @INSTAT foibe Antananarivo. Io no hahafahana mamaritra ny tahan’ny vidim-piainana. Manazava misimisy kokoa ny mahakasika izany ny tale jeneralin’ny INSTAT, Zefania Isaora Romalahy.
Â
Â
Â