Aujourd’hui, plus de 200 sapeurs-pompiers sont actifs à Antananarivo. Ces hommes interviennent dans la commune d’Antananarivo et ses périphéries. Effectivement, plusieurs communes périphériques de la capitale ne disposent pas d’un corps de sapeur-pompier. Ils font appel à la commune urbaine d’Antananarivo en cas de nécessité de ce service de sapeurs-pompiers, explique le chef de corps des sapeurs-pompiers de la commune urbaine d’Antananarivo, Tiana Razamifamanahaka.  Â
200 mahery eo ireo mpamonjy voina miasa eto Antananarivo sy any amin’ireo kaominina ivelan’Antananarivo. Maro ireo kaominina tsy manana sampana mpamonjy voina noho ny antony maro samihafa. Hahafahana miatrika ireo voina mihatra any amin’izy ireo, misy ny fifanarahana natao niaraka tamin’ny sampana mpamonjy voina ao amin’ny kaominina Antananarivo hoy ny lehiben’ny sampana mpamponjy voina, Col Razafimanahaka Tiana.