Le droit électoral malgache prévoit d’une part, une révision annuelle de la liste électorale, et d’autre part, une refonte de cette même liste qui se fait normalement tous les 10 ans. Bien que ces deux procédés entrent tous deux dans le cadre du processus électoral, leur mise en œuvre diffère l’une de l’autre explique le coordonnateur régional du KMF/CNOE dans la région Atsinanana, Betsara Jean Kinnear.
Ankoatry ny hoe fanavaozana ny lisi-pifidianana, izay atao isan-taona, dia misy ihany koa ny atao hoe fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy, na hoe « refonte de la liste électorale ». Isaky ny 10 taona indray izy io no atao araka ny lalà na, ary tamin’ny taona 2010 no nisy farany teto amintsika. Mila fotoana lava kokoa sy fitaovana ary fomba ny fanatanterahana azy. Anjaran’ny CENI no manatona ny fokontany sy ny olompirenena amin’izany. Manazava ny mpandrindra ny KMF/CNOE faritra Atsinanana, Betsara Jean Kinnear.