Toky fait partie des personnes ayant été mises en confinement à l'hôpital d'Anosiala Ambohidratrimo, après un séjour en Italie. Il nous raconte comment il a vécu cela dans l'émission Hono ho'aho d'aujourd'hui.
Isan’ireo natoka-monina teny amin’ny Hôpitaly Anosiala Ambohidratrimo i Toky rehefa avy namonjy fivoriana tany Italia. Mitantara ny niainan’izy ireo nandritra izany fotoana izany izy ato anatin’ny Hono ho’aho.