COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©freepik
Le confinement a donné un élan au journalisme en ligne.

Le travail journalistique dans les médias en ligne

1500 journalistes se sont fait attribués leurs cartes professionnelles par l’Ordre des Journalistes de Madagascar le 4 février 2022. Ils figurent parmi la liste des journalistes pouvant exercer jusqu’en 2025, tandis qu’une liste annexe sortira au mois de mars 2022. À part les journalistes pour radio, télévision et presse papier, ceux des nouveaux médias, notamment d’internet, viennent s’ajouter à la liste. Mais comment faire la différence entre simples bloggeurs et journalistes en ligne ? Selon Lova-Rabary Rakotondravony, rédactrice en chef d’un média en ligne local, un journaliste en ligne est dit professionnel quand il vit et gagne de ses activités. Il est dans l’obligation du journaliste en ligne de traiter des articles d’actualité, de faire des publications régulières, constantes et  écrites selon la déontologie du journalisme, c’est-à-dire, basées sur la vérité, l'exactitude des informations, l'intégrité, l'équité et l'imputabilité. Dans le cadre légal, il est de mise de faire une déclaration publique et au niveau du tribunal compétent, du ministère de la communication et auprès de l’Ordre des Journalistes afin d’indiquer l’adresse virtuelle et physique, le nom du directeur de publication ainsi que celui du rédacteur en chef de la plateforme où le journaliste exerce, termine Lova-Rabary Rakotondravony.

Studio Sifaka · 2022-01-31_Fandaharana HONO HO AHO -STATUT MEDIA EN LIGNE

Mpanao gazety miisa 1500 no nahazo ny karatra maha mpanao gazety matihanina ny 4 febroary 2022 teo. Manan-kery hatramin’ny taona 2025 izany ary ny volana martsa kosa no hivoaka ny lisitra faharoa ho an’ireo tsy tafiditra tao anatin’ny lisitra voalohany. Ankoatra ireo mpanao gazety amin’ny onjampeo, fahitalavitra sy ny gazety an-tsoratra, misy koa ireo mpanao gazety an-tranokala izay mitombo isa ankehitriny. Fa rehefa inona tokoa no atao hoe matihanina ny mpanao gazety an-tranokala iray ary inona no maha samy hafa azy amin’ny olon-tsotra mampiasa aterineto ? Hoy i Lova-Rabary Rakotondravony, tonian’ny fanoratana amin’ny pejy mpikirakira vaovao an-tranokala iray, hoe matihanina ny mpanao gazety an-tranokala rehefa mifototra amin’izay ny fivelomany, izany hoe misy fidiram-bola ho azy. Misy anefa hoy izy ireo lalàna tsy maintsy arahina mandritra izany : Tsy maintsy lahatsoratra mampahafantatra ny zava-misy, mivoaka amin’ny ora sy fotoana mitovy, ary manaraka ny fitsipiky ny asa fanaovan-gazety, toy ny fahamarinan’ny loharanom-baovao, tsy mitanila sy voamarina tsara. Ho an’ilay tranokala na pejy kosa, ilaina ny mampahafantatra ny fisiany eny amin’ny tribonaly, ny ministeran’ny serasera ary eo anovon’ny holafitry ny mpanao gazety. Ampahafantarina mandritra izany ny adiresin-trano sy ny rohy ahitana ilay pejy, ny anaran’ny talen’ny famoahana sy ny tonian-dahatsoratra hoy hatrany i Lova-Rabary Rakotondravony.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter