La société Easy Park a assuré la gestion des parkings de la ville d’Antananarivo avant que cette gestion soit remise à l’administration de la commune urbaine d’Antananarivo sous la direction de la SMDG ou la société municipale de gestion digitale. Le directeur de la mobilité urbaine au sein de la CUA, le commissaire principal Aina Albert Estel, explique les nouvelles dispositions dans la gestion de l’ensemble des parkings de la ville en passant par les parkings publics, les parkings privés et les parkings gérés par les associations dans les quartiers. Les responsables vont sanctionner immédiatement tout manquement aux règles de stationnement et aux codes municipaux d’hygiène.
Â
Raha ny orinasa Easy Park no nitantana ny toeram-piantsonan’ny fiara na Parking ho an’ny tananan’Antananarivo teo aloha dia naverina amin’ny kaominina ny fitantanana amin’ny alalan’ny SMDG na société municipale de gestion digitale. Azavain’ny tale misahana ny fifamovoizan’ny tanan’Antananarivo ; Commissaire Principal Estel Aina Albert ny fandaminana vaovao amin’ny fitantanana ny toeram-piantsonana rehetra eto andrenivohitra na ny ho an’ny besinimaro izany na ny ho an’ny parking manokana fa eo ihany koa ny fifanarahana amin’ny parking raisin’ny fikambanana any anivon’ny fokontany. Manasazy avy hatrany ireo izay tratra mandika ny lalana ny tompon’andraikitry ny tanana araka ny voarakitry ny lalan’ny tanan-dehibe.