Chaque année, une dizaine de cas d’hospitalisation suite à une consommation des fruits de mer sont rapportées par des habitants des zones côtières. Tel a été le cas des 11 personnes hospitalisés  à Mananjary le 13 février 2022. Ces fruits de mer se nourrissent en fait des algues toxiques qui se développent surtout en période d’été. Ces toxines sont digérées facilement par l’organisme des  fruits de mer, a déclaré l’océanographe,Lalao Aigrette, tandis que le corps humain ne s’y adapte pas. Il ne faut donc pas consommer ces fruits de mer durant cette saison qui s'étend du mois d’octobre jusqu’au mois d’avril. Les exemples incluent les requins, les tortues de mer, les poissons tels que les sardinelles, les marguerites etc. Une liste a été publiée par le ministère de la pêche et de l’économie bleue que les habitants peuvent consulter auprès des régions et des médias locaux. Â
Isantaona matetika dia ahenoina olona marary noho ny fihinana hazandranomasina. Anisany ohatra ireo olona 11 izay niditra hopitaly tany Mananjary ny 13 Febroary ity. Mihinana ahi-dranomasina ireo hazandranomasina kanefa rehefa fotoanan’ny mainandro dia miroboroboro ny poizina anatin’ireny ahi-dranomasina ireny. Levona ary mifanaraka amin’ny toe-batan’ireo hazandranomasina ireo poizina ireo hoy ny manampahaizana momba ny ranomasina, Lalao Aigrette saingy isika olombelona dia tsy mazaka izany.         Tsy tokony mihinana ireo karazana hazandromasina ireo araka izany mandritra io vanim-potoana io dia ny volana Oktobra ka hatramin’ny volana Aprily. Ohatra amin’izany ny atsantsa, ny fano na sokatra andranomasina, ny karazana trondro toy ny « sardinelle », ny marguerite sns. Misy lisitra moa efa naparitaky ny ministeran’ny Jono sy ny fihariana manga ka tsara raha mijery izany ireo mponina voakasika.