La bonne gouvernance dans le domaine de la santé concerne à la fois la gestion des activités, la gestion financière et l’utilisation des matériels à disposition, comme l’explique une responsable de la Transparency International, Rakotoarivelo Liantsoa. Il existe 8 points essentiels à respecter pour mettre en place une bonne gouvernance dans ce domaine-là .
Â
Ny haitondra eo amin’ny sehatry ny fahasalamana dia mahakasika ny fomba fiasa, ny fitantanana ny vola ampisasà na ary ny fomba fampiasa ireo fitaovana entina mampiodina ny asa, araka ny fanazavana omen’ny tompon’andraikitra ao amin’ny Transparency International, Rakotoarivelo Liantsoa. Misy fepetra miisa 8 mila apetraka hahafahan’izay haitondra izay mandeha amin’ny antsakany sy andavany.