Le féminisme peut prendre une multitude de formes selon la situation de chaque pays, selon les modes de vie de la population, selon ses cultures et d’autres facteurs qui interfèrent la façon qu’ils traitent les femmes. Le féminisme extrémiste quant à lui, veut à tout prix avoir la supériorité par rapport aux hommes, et dans le but de renverser le pouvoir actuel, comme nous explique : Sleeping Pop, une activiste féministe malgache. Ces extrémistes utilisent des moyens « exagéré » dans leur combat comme à l’issue des manifestations dévêtues et des messages écrits au corps, affirme-t-elle. A la place, il faudra se pencher sur le féminisme inclusif comme elle fait, pour mener à bien le but car il faut exclure personne et donner part aux hommes dans le mouvement.
Ny feminisma dia manana endrika maro amin'ny ady amin’ny fampitovian-jo ny lahy sy ny vavy miankina amin'ny toe-javatra iainan'ny firenena tsirairay, araka ny fomba fiainan'ny mponina, araka ny kolontsainy sy ny antony hafa mampiova ny fomba fijery sy fandraisana ny vehivavy. Ny feminisma extremiste kosa na ny feminisme mihoam-pefy dia miady ny hakana ny toerana ambonimbony mihoatra amin’ny lehilahy, ary hanongana ny fahefana ankehitriny izay tazomin’ny lehilahy hoy izy, araka ny fanazavan’i Sleeping Pop, feminista mpikatroka malagasy. Ireo “extremiste” ireo dia mampiasa fomba "mihoa-pefy" amin'ny ady ataony toy fihetsiketsehana miboridana miaraka amin’ny hafatra an-tsoratra eny amin’ny vatany, hoy izy. Raha ny tokony ho izy, dia tokony mirona any amin’ny “feminisme inclusive” tahaka azy ny olona, mba hahatratrarana ny tanjona satria tsy tokony hanilihaka na iza na iza isika amin’ny ady fa mampandray anjara lehilahy amin’ny hetsika na io ady io.