COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Présidence de la République de Madagascar
Photo de famille du nouveau gouvernement Ntsay Christian.

Quelles sont les fonctions d’un ministre durant son mandat ?

Le 4e remaniement du gouvernement malgache a été fait le 16 mars dernier. À part les nouvelles nominations, des ministres ont été remerciés, d’autres ont rejoint de nouveaux postes. Mais que fait un ministre et qu’est-ce qu’on attend de lui? L’analyste et sociologue Faly Ramakavelo explique que l’État est composé de trois grands pouvoirs bien distincts : le pouvoir le législatif, le pouvoir judiciaire et le pouvoir l'exécutif. Les ministres, dirigés par le Premier Ministre, composent ce dernier, appelé aussi le gouvernement. Ils mettent en œuvre les politiques du Président de la République et exécutent les défis fixés par lui au cours du mandat quinquennal. Résoudre les problèmes et protéger les intérêts du pays font aussi partie des missions du ministre. Quatre ministères dits ministères de souveraineté sont incontournables : celui de la finance, celui de la défense nationale, celui des affaires étrangères et celui de l’intérieur.

 

 

Studio Sifaka · 2022-03-17_Fandaharana HONO HO AHO - ROLE MINISTRE

Vita ny 16 marsa teo ny fanendrena ireo minisitra handrafitra ny governemanta Malagasy.

Nisy ireo ministra vaovao, nisy ireo nomena toerana hafa, nisy kosa ireo nesorina.

Fa inona tokoa moa no tena asan’izany minisitra izany mandritra ny fotoam-piasany? Manazava ny mpandinika fiainam-pirenena, Faly Ramakavelo, fa mizara telo lehibe ny fahefana eo amin’ny fanjakana iray : ny fahefana mpanao lalàna, ny fahefana ara-pitsarana ary ny fahefana mpanatanteraka. Ny governemanta, misy ireo minisitra dia tafiditra ao amin’ny fahefana mpanatanteraka, izay ny praiminisitra no eo ambonin’izy ireo. Manaraka ny politika sy manatanteraka ireo fanamby napetraky ny filoha izy ireo. Mamaha ireo olana misy amin’ny sehatra misy azy ary miaro ny tombotsoan’ny firenena ihany koa ny minisitra. Ministera efatra no tsy azo idovirana, hoy izy : Ny ministeran’ny tetibola, ny ministeran’ny fiarovam-pirenena, ny ministeran’ny diplaomasia ary ny ministeran’ny atitany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter