Le 27 mars est la journée mondiale du théâtre. Classé dans le « 6 ème art”, il a une place particulière dans la culture malgache. Même s’il se base toujours sur l’art de la scène, aujourd’hui, il revêt une forme plus moderne. Le théâtre contemporain s’adapte et s’inspire des éléments de notre époque actuelle, partage la comédienne et metteur en scène de la Compagnie Miangaly Théâtre , Fela Razafiarison. Plusieurs manifestations existent déjà mais tous les acteurs doivent se soutenir (Etat, artiste, secteur privé etc) pour que le public puisse y avoir accès et en jouir. L'art et la culture peuvent contribuer au développement personnel et au développement du pays, a-t-elle confirmé.
Andro manerantany ho an’ny teatra ny 27 Martsa. Sokajiana ao anatin’ny “6ème art” izy ary manana ny toerany manokana ny teatra raha teo amin’ny kolontsaina Malagasy. Manana endrika vaovao ny teatra amin’ny vanimpotoana ankehitriny. Miezaka mandray ny singa iainan’ny olona ankehitriny na dia mifototra amin’ny maha seho antsehatra azy aza, hoy ny mpilalao sy mpandrindra antsehatra avy amin’ny Compagnie Miangaly Théâtre, Razafiarison Fela. Efa misy ny hetsika saingy mila ampahafantarina izany, mila mifanohana ny mpisehatra rehetra, na miankina, na tsy miankina mba hisitrahana sy hankafizan’ny mpijery izany. Natao hampivelatra sy hampivoatra ny mahaizy azy ny olona sy ny firenena iray manontolo hoy izy ny zava-kanto sy ny kolontsaina.