Selon la loi 2014-020, le conseil municipal a pour rôle de délibérer sur les décisions importantes concernant la gestion de la ville : le budget et le compte administratif, l’organigramme de la commune, les emprunts, la fixation des taux des prélèvements et des taxes spécifiques divers, etc. Toute action que l’exécutif devra réaliser se doit d’être décidée au niveau du conseil municipal. Celui-ci procède à une session ordinaire chaque mois, d’une durée ne dépassant pas 3 jours, et de deux sessions extra ordinaires dans l’année. Le maire lui-même peut convoquer une réunion, ou le préfet ou encore la majorité des conseillers municipaux.
Â
Voafaritra ao anatin’ny lalà na 2014-020 ireo sokajina fanapahan-kevitra izay tsy maintsy tapahana ao anivon’ny filan-kevitry ny tanà na. Isan’izany ohatra ny tetibolan’ny kaominina, ny fanovana ny firafitry ny kaominina, ny findramambola ataon’ny kaominina, ny famerana ireo taha samihafa amin’ny hetra-trano, sns. Mivory indray isam-bolana izy ireo, ary mahazo manampy fivoriana tsy ara-potoana roa ao anatin’ny taona iray. Ny ben’ny tanana, na ny préfét na koa ireo mpanolontsiann’ny kaominina dia afaka mampiantso fivoriana tsy ara-potoana avokoa rehefa mitombina ny antony hanaovana izany.