A leur arrivée dans le centre de détention, les jeunes détenus paraissent en bonne santé. Plus tard, certains d’entre eux vont présenter des symptômes de maladie sexuellement transmissibles. Selon Anita Velosoa, assistante sociale auprès du quartier mineur de la prison d’Antanimora, ces jeunes garçons contractent ces maladies suite à des relations sexuelles avec des détenus plus âgés, ou tout simplement, en empruntant des sous-vêtements à d’autres détenus déjà malades. En tant que jeunes sexuellement actifs, leurs pulsions les incitent parfois à manifester de la violence sexuelle à l’égard des autres détenus. Pour y remédier, ces jeunes participent à des groupes de paroles et sont incités à pratiquer beaucoup d’exercices physiques.
Fotoana vitsy aorian’ny hahatongavan’ireo tanora ao amin’ny fonja dia matetika ahitana fambaran’aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo ny sasany amin’izy ireo. Antony voalohany mahatonga izany hoy i Anita Velosoa mpitantsoroka ara-tsosialy ireo tsy ampy taona ao amin’ny fonja Antanimora, ny fisainan’ny firaisana ara-nofo eo amin’ny lahy sy ny lahy ary ny fifampindramanana atin’akanjo amina olona efa marary. Amin’ny maha tanora azy ireo dia misy ny filà na izay mitarika azy hanao herisetra ara-pananahana amin’ireo gadra hafa. Hanarenana izany, misy ny vondrona hifampizarana hevitra izay handraisan’ireo tanora anjara eo anivon’ny fonja ary hamporisihana ihany koa izy ireo hanao fanatanjahan-tena betsaka.