Les insectes sont comestibles à 90% et peuvent très bien remplacer la viande pour leur apport en protéines. Mais pour aller encore plus loin, le chercheur agronome Ratompoarison Christian et son équipe va transformer les criquets nomades en farine. Un premier essai a été déjà réalisé auprès d’une clientèle cible, qui sont notamment les sportifs. Interview.
Â
Betsaka ny mieritreritra fa bibikely mpanimba fotsiny ihany ny valala fa tsy misy ilà na azy ankoatr’izay. Hoan’ny tetik’asa Mihary anefa dia tena manan-danja  izy ireny noho ny otrikaina entiny amin’ny vatan’olombelona. Misambotra valala ary mamadika izany ho lasa lafarinina araka izany no tena ataon’ny tetikasa. Ny mpanao fanatanjahantena no betsaka manjifa ity lafarinina ity noho izy ahazoana vokany anatin’ny fotoana fohy monja. Fa azon’ny rehetra atao ihany koa ny mampiasa azy amin’ny fomba maro, araka izay ilà na azy.
Â