La Coalition Nationale de plaidoyer environnemental est venue en aide aux planteurs de vanilles pour faire entendre leur voix. Cette dernière constate une augmentation des exploitations illicites dans les milieux protégés dues aux problèmes rencontrés par ces planteurs. En outre, le seuil de prix imposé par l’Etat n’est pas respecté au niveau du marché de vanilles et par conséquent, ils ne bénéficient pas plus de 6% des retours de la production. De même, le calendrier prescrit pour la récolte est inconforme à la réalité au terrain ; d’où la mauvaise qualité des produits qui provoque une grande perte sur le marché local et international.
Nanome tan-tsoroka ireo tantsaha mpamokatra lavanila ny firaisamonim-pirenena misahana ny tontolo iainana amin’ny fitarainana ataon’izy ireo. Betsaka amin’ireo tantsaha no manao fitrandrahana tsy ara-dalà na eny amin’ny faritra arovana izay mahatonga fahasimban’ny tontolo iainana vokatry ny olana misy amin’ny famokarana lavanila. Tsy voahaja ny vidiny farany ambany napetraky ny fanjakana hamarotana ny kialon’ny vanila ary tsy mifanaraka amin’ny zava-misy eny an-toerana ihany koa ny famoahana ny tetiandro fakam-bokatra . Lasa ratsy araka izany ny kalitao azo ka miteraka faty antoka lehibe ho an’ny tsena eto an-toerana sy iraisam-pirenena.