Des voyageurs ont quitté ce mardi 7 avril la capitale pour rejoindre leur famille dans différents endroits. Dès le départ, on a constaté le non respect des gestes barrières, c'est pourquoi, le directeur général de la santé au sein du ministère de la santé publique a fait un rappel à l'ordre de la responsabilité de chacun pour freiner la diffusion du covid-19.
Nandritra ny fiaingan’ireo olona marobe sy fiara teny amin’ny gara Maki Andohatapenaka androany dia nitafa tamin’ny mpanao gazety ny talen’ny fahasalamana ao amin’ny ministeran’ny fahasalamambahoaka, Rakotovao ravahatra Joelinirina, izay tonga nanafatrafatra ny fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina amin’ireo olona ho any amin’ny faritra.