Encore un peu timide, la conception de jeux vidéo commence peu à peu à prendre sa place à Madagascar. Plusieurs jeux sont déjà en vente et les concours de conceptions s’organisent de plus en plus. Il n’y a pas encore de cursus universitaire spécifique ici à Madagascar pour que les jeunes se spécialisent à ce sujet. Ils acquièrent des compétences en surfant sur le web et en échangeant avec d'autres concepteurs. Malgré l'évolution incessante de ce domaine à Madagascar, on ne possède pas encore d’un espace virtuel ou non pour que ces concepteurs puissent rencontrer les acheteurs. Par contre, une plateforme est en cours de création par l’Association des développeurs de jeux vidéo à Madagascar. Mathieu Rabehaja, le président de l’association nous donne plus de détails sur l’évolution du jeu vidéo à Madagascar.
Miasa mangingina hatrany ireo mpikirakira lalao an-tsolosaina sy lalao am-pinday Malagasy. Efa maro anefa ireo vokatra izay azo jifaina sy ireo fifaninanana izay hanomezana vahana ny mpamorona. Tsy misy fianarana manokana rantovina eto amintsika raha te hiompana tanteraka amin’io famoronana lalao an-tsolosaina sy lalao am-pinday io. Mianatra eny amin’ny sehatra teknika ireo ankizy ary mampiana-tena tsikelikely any amin’ny aterineto any na ihany koa mifampizara amin’ireo namany mpamorona hafa. Na efa mivoatra be aza ity sehatra ity eto amintsika tsy mbola misy habaka na hifanatrehan-tava na an-tambajotra hahafahan’ireo mpamorona mihaona amin’ireo mpividy. Mikasa hamorona tambajotra hifampizarana kosa ny fikambanan’ireo mpamorona lalao an-solosaina sy lalao am-pinday eto Madagasikara. Hanolotra fanazavana misimisy kokoa ny tontolon’ny lalao an-tsolosaina na lalao am-pindaty eto Madagasikara I Mathieu Rabehaja filohan’ity fikambanana ity.