La violence se présente sous 5 formes : physique, verbale, sexuelle, psychologique et économique. Souvent, elles ne se détachent pas lors de la présentation d’un cas.
Il est très important de détecter les formes de violence pour aider les victimes à ne pas les considérer comme des situations normales, auxquels cas elles accepteraient de rester constamment dans une condition alarmante qui impactera toute leur vie. Elles essaieront dans ce cas de s’adapter à toute forme de soumission que leurs bourreaux leur feront subir à l’encontre de leurs libertés fondamentales et payeront éternellement les préjudices. Sariaka Nantenaina, responsable auprès de l’ONG C for C nous donne plus de détails dans l’émission Hono ho aho.
Â
Misy karazany 5 ny herisetra: ara-batana, amin’ny fiteny, ara-pananahana, ara-tsaina ary ara-toekarena. Matetika dia miara-miseho izy ireo anatina herisetra mihatra amina olona iray. Zava-dehibe anefa ny hamantarana fa iharana herisetra ny olona iray, mba ahafahana misoroka ny fiheverany izany ho zavatra tokony hiseho ara-dalà na. Hisarika azy hanova ny fomba fiainany hifanaraka amin’ilay zavatra sedrainy ao anatin’ilay herisetra izany fiheverana izany ka ahatonga azy hanaiky ny fanitsakitsahana ny zony sy ny fahalalahana ananany. Manazava misimisy i Sariaka Nantenaina, tompon’andraikitra avy ao amin’ny C for C.
Â