Le livre « Asaramanitra » relate les souvenirs de la célébration de la fête nationale du 26 juin. C'est un livre pour enfants, composé de poème écrit par l’autrice Coralie Randriamanga ou Moa'Gasy et illustré par l'illustratrice Fy. C’est l'histoire de Maharo, un petit garçon, qui se prépare pour la célébration de la fête nationale. Les images et les mots reflètent la culture malgache, comme la décoration des maisons, l’artisanat malgache, le repas malgache, les lampions, etc. L'autrice explique que le livre veut rappeler aux jeunes et aux adultes leurs enfances et veut faire prendre conscience aux enfants d'aujourd'hui la joie d'être malgache.
Â
« Asaramanitra »,  boky nivoaka  mitantara ireo fahatsirovana mikasika ny fankalazana ny fetimpirenena 26 Jona. Boky ho an’ny ankizy izy ity, ahitana tononkalo nosoratan’i Randriamanga Coralie na i Moa’Gasy ary noravahan’ilay mpanao sary, Fy. Tantaran’i Maharo, zazalahy kely, manomana fetimpirenena 26 Jona no voarakitra ao. Hita anatin’ny sary sy ny teny ireo fomba fomba malagasy hanamarihana izany toy ny endriky ny tranony, ny asantanana toy ny petakofehy, ny sakafo malagasy, ny fitondrana arendrina sns. Te hampatsiaro ny fahazazana ny boky hoy ny mpanoratra, Randriamanga Coralie ary te hampahafantatra amin’ny ankizy ankehitriny izany hafaliana amin’ny maha Malagasy izany.