Le test d’aptitude militaire s’inscrit parmi les devoirs d’une personne entre 19 et 31 ans en tant que citoyen selon la loi n°78-02. C’est une responsabilité nationale.  Auparavant, cela nécéssitait l’application de plusieurs procédures comme les visites médicales. Les citoyens devaient aussi effectuer le service national. Maintenant, cela est devenu un acte volontaire selon le Directeur du Service National et de la Gestion des Réserves, Général Roger Rasolonirina  .  Par contre, la carte verte reçue lors du test d’aptitude militaire est utile dans plusieurs domaines comme les examens nationaux et l’obtention de passeport.
Â
Anisan’ny adidy tokony hefain’ny olom-pirenena iray manodidina ny 19 ka hatramin’ny 31 taona ny fanatanterahana ny fitsarana miaramila araka ny lalà na laharana faha 78-02. Tsy maintsy atao izany. Mafimafy kokoa noho ny ankehitriny ny endriny teo aloha satria nandalo fitsidihana ara-pahasalamana ireo notsaraina ary nampidirina toby avy hatrany avy eo nanaoasa fanompoam-pirenena. Niova ho safidy fa tsy an-tery izany taty aoriana hoy ny Talen’ny Fanompoamp-pirenena sy fiandry, Jeneraly Rasolonirina Roger . Ilaina amin’ny toe-javatra maro toy ny fanamboarana kara-dia na ny fanadinam-panjakana ny fananana ny karatra maitso azo avy amin’ny fitsarana miaramila.
Â