Le Conseil de Discipline Budgétaire et Financière (CDBF) est un organe étatique placé sous l'égide du Premier Ministre. Réglementé par la loi organique sur la Loi des finances 2004-006, le CDBF contrôle divers responsables des finances publiques et a le pouvoir de sanctionner ceux qui ne s'y conforment pas. A l'exception des chefs d'institutions et des membres du gouvernement, tous les agents publics participant à la préparation et à l'exécution des recettes et des dépenses publiques sont contrôlés par cette institution, indique le chef de Service des actions et de préventions, Bera François Landrie.
Ny Filankevitry ny fitsipi-pifehezana tetibola sy ara-bola na ny Conseil de Discipline Budgétaire et Financière(CDBF) dia rafi-panjakana iray eo ambany fiahin’ny Praiministra. Fehezin’ny lalà na organika 2004-006 momba ny vola, ny CDBF dia manara-maso ireo tompon’andraikitry ny volam-panjakana isan-tsokajiny ary manana fahefana hanome sazy ireo tsy manara-dalà na. Ankoatra ireo lehiben’ny andrim-panjakana sy ireo mpikambana ao anatin’ny governemanta dia anisan’ny tompon’andraikitry ny vola arahiny maso ireo rehetra nandray anjara amin’ny fikirakirana sy fanatanterahana ny teti-bolam-panjakana hoy ny lehiben’ny sampana hetsika sy fisorohana, Bera François Landrie.