La loi sur la cybercriminalité et la loi sur la communication sont souvent confondues. A l’origine, la loi sur la communication pénalise les journalistes pour des délits liés à l’exercice de leur travail. La loi sur la lutte contre la cybercriminalité, elle, s’applique à tous les utilisateurs d’internet qui commettent des infractions pénales au moyen d’un système informatique, tels les cyber-attaques, piratage, etc…Â
En cette Journée mondiale de la liberté de la presse, Gerard Rakotoniriana, journaliste et ancien président de l’ordre des journalistes de Madagascar nous explique les points à retenir sur ces deux lois, fréquemment utilisé à l’encontre des journalistes.
Hafangaron’ny olona matetika ny lalà na mifehy ny serasera sy ny lalà na mifehy ny heloka an’habaka. Amin’ny ankapobeny, ny lalà na mifehy ny serasera no hitsarana ireo mpanao gazety raha manao fandikan-dalà na ao anatin’ny fanatanterahana ny asany izy. Ny lalà na mifehy ny heloka an’habaka kosa dia mametra sy manasazy ireo heloka ao anaty aterineto. Mety hoe fangalarana kaonty, fanafihana rafitra an’habaka, sns…Â
Amin’ity andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ity, hanazava ny tena mahasamihafa ireo lalà na ireo sy ny fampiharana azy amin’ny mpanao gazety i Gerard Rakotoniriana, filohan’ny holafitry ny mpanao gazety teo aloha.Â