L’exploitation sexuelle dans le domaine du tourisme se présente par une fausse promesse de mariage en échange d’un rapport sexuel ou une prostitution indirecte des jeunes filles. Le Docteur Irène Razafindranovona, responsable de plaidoyer de l’Ecpat France de Madagascar explique que les malgaches qui se déplacent ou en mission dans d’autres régions sont les principaux clients. Soient ils promettent un mariage aux victimes pour fuir après ou ils font d’elles un hébergement de passage au lieu de louer un hôtel. Pour les touristes, l’exploitation se manifeste souvent par une promesse de voyage à l’étranger ou un argent de poche en échange d’un rapport sexuel.
Ny fanararaotana mamoafady eo amin’ny sehatry ny fizahan-tany dia miseho amin’ny alalan’ny fitaka atao amina tovovavy na fivarotan-tena an-kolaka. Nambaran’ny dokotera Razafindranovona Irène, tompon’andraikitry ny Haitaky ao amin’ny Ecpat France Madagasikara fa ny teratany Malagasy no betsaka manao izany dia ireo izay mivahiny sy mamita iraka any amin’ny faritra hafa. Omeny toky fa halaina vady na trano hataony fivantanana rehefa makany izy raha tokony hanofa trano fandraisam-bahiny. Ho an’ireo teratany vahiny kosa indray dia omeny toky fa hamoraina ny fahazoana Visa makany ivelany na raviraviany fanomezana na vola ho takalona firaisana ara-nofo.