La marche populaire du 10 aout 1991 a marqué l’histoire politique de Madagascar. Une foule de militants voulait se rendre vers le palais d’Etat d’Iavoloha pour prendre le pouvoir. L’affrontement entre la foule et les gardes présidentiels a fait des morts et des blessés. Il n’y a aucun chiffre officiel jusque là . Un agent militaire de la sécurité présidentielle à l’époque a témoigné que la première tire venait de la foule, une fois arrivé à Mandrimena, à la limite de la zone rouge. Les forces recevaient un ordre de ne pas tirer que sur les pieds. Un hélicoptère a aussitôt lancé des grenades.
Daty nanamarika hetsi-bahoaka teto Madagasikara ny 10 aogositra 1991. Nisy ny diabe notarihin’ny antoko mpitolona tamin’izany fotoana zany nakeny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha. Miaramila teo anivon’ny fiarovana ny fiadidiana ny repoblika tamin’izany no nijoro vavolombelona momba ireo zava-nisy tamin’io andro io. Nambarany fa avy amin’ireo mpitolona no nitifitra voalohany rehefa tonga teo Mandrimena izay anombohan’ny faritra Mena. Nahazo baiko hitifitra teo amin’ny tongony ireo miaramila ary nisy angidimby kosa nandraraka baomba ka betsaka no maty sy naratra.