La liberté d’opinion et d’expression est un levier garantissant la démocratie dans un pays. Le droit à la manifestation en est de même tant que cela ne porte pas atteint à l’ordre public. Il existe également des procédures à respecter pour toutes manifestations. Lahatra Rakotondrazany, de l’ONG Ivorary nous l’explique dans Questions A.
Â
Isan’ny fototra hahafantarana ny maha demokratika ny firenena iray ny fahafahana maneho hevitra malalaka. Toy izany ihany koa ny fahafahana manao fihetsiketsehana. Voafetra anefa izany mba tsy hiafara amin’ny korontana na hanohitohina ny fiaraha-monina. Misy dingana tokony arahina araka ny lalà na ihany koa ahafahana manao izany. Manazava i Lahatra Rakotondrazany, avy amin’ny ONG Ivorary.