La nationalité est décrite comme étant le lien juridique entre un individu et un Etat. C’est donc la preuve d’appartenance à un pays. Elle peut être acquise d’une manière automatique lorsqu’on est natif d’un pays ou quand on y vit durant un certain temps ; d’une manière non-automatique à la suite d’un mariage ou d’une adoption ; ou encore par naturalisation avec l’autorisation de l’Etat. Une personne dépourvue de nationalité risque l’apatridie.
Â
VM : Antsoina hoe zom-pirenena ny fifandraisana araka ny lalà na misy eo amin’ny olombelona iray sy ny firenena iray voafaritra. Io araka izany no manamarina ny maha olom-pirenena ny olona iray. Misy ny fomba fizakana zom-pirenena tsy mila angatahina ho an’ny olona tera-tany na nipetraka nandritra ny fotoana maro teo amin’ilay firenena. Misy ihany koa ny azo amin’ny alalan’ny fanambadiana na fananganan-jaza. Ao koa ny tsy maintsy angatahina, ilà na fahazoan-dà lana avy amin’ny fanjakana. Mitarika amina tranga tsy fananan-tsata ny tsy fananan’i olona iray zom-pirenena.