Ando Razafiaritsara, fondatrice de l’association African Leaders for Africa (ALFA) Madagascar, a lancé les premiers modèles de masque protecteur 3D sur le marché malgache. « Mandrava Mask » est le nom de ce projet. Ils ont fabriqué le produit à partir du modèle N95 certifié par l’OMS en utilisant du plastique biodégradable comme matière principale.
Ny teknolojia dia afaka mitondra vahaolana anatin’izao fiatrehana ny covid19 izao. Anankiray amin’izany vokatra izany izao ohatra ny aro vava vita avy amin’ny milina 3D na masque imprimé 3D. Efa misy manamboatra sy mivarotra izany eto amintsika nanomboka tamin’ny faha 10 Avrily teo. Ando Razafiaritsara, mpanorina ny fikambanana ALFA Madagascar, no hanazava ny tetikasan’izy ireo “Mandrava Mask”.