La valeur d’un dollar américain est passée de 3 500 ariary à plus de 4 000 ariary en mois de Juin. La diminution du volume d’exportation de marchandises vers des pays utilisant le dollar en est la principale cause. Mais la dépréciation d’une monnaie n’est pas forcément néfaste pour l’économie de notre pays, explique l’économiste Zo Andriatsitohaina. Il s’agit d’une opportunité pour multiplier et soutenir la production locale.
Niakadanja mihoatra amin’ny ariary ny sandan’ny dolara amerikana. Lasa 4 000 ariary raha 3 500 ar teo aloha manodidina ny volana jona teo. Ny fahavitsian’ny dolara miditra eto amintsika no antony. Nihena ny fanondranatsika entana izay mampiditra dolara anefa isika manafatra entana betsaka amina tsena iraisam-pirenena mampiasa dolara. Tsy voatery ho ratsy ho an’ny toekarena ny fitotongan’ny sandambola raha hay ny mampitombo ny famokarana sy misintona mpividy betsaka ho aty Madagasikara hoy ny mpahay toe-karena Andriatsitohaina Zo.