Chacun s'adapte à sa manière des changements de situation que peuvent provoquer le déconfinement progressif. Le "déni", la "peur", la "confusion" et la « frustration » sont parmi les réactions négatives. Pour éviter cela, il faut bien s'informer de ce qui se passe autour de nous pour ensuite avoir confiance en soi en maîtrisant la situation.
Samy manana ny fomba hihatrehany ny fialana ny fihibohana ny tsirairay. Feno fiovaovana be anefa izany ary mety ho fandavana na tahotra no entin'ny sasany mihatrika izany. Mila mahafantatra ny zava-misy amin'ny manodidina noho izany mba tsy ho tratran'ireo ary koa mba hanana fahatokisan-tena hihatrika ny fiovana.