Faute de pluie, la sècheresse pourrait encore s’intensifié dans les prochains mois. Face à cette situation, le technicien agricole, Mamy Razanakolona recommande de prioriser la culture des légumes. Ce type de culture ne demande pas beaucoup d’eau a-t-il indiqué. Cependant, il faut recouvrir le sol par une épaisse couche de feuilles pour stocker l’eau.
Ahiana hiamafy kokoa ny hain-tany amin’ity taona ity raha ny nambaran’ny sampana famantarana ny toetry ny andro. Manoso-kevitra ny hambolena ireny legioma ireny ny manam-pahaizana momban’ny fambolena Razanakolona Mamy, na dia tsy misy orana aza satria kely kokoa ny filany rano raha oharina amin’ny fambolena hafa. Na izany aza anefa dia tokony asiana rakotra matevina tsara amin’ny alalan’ny ravin-kazo ohatra ny tany mba hitehirizany rano mandritra ny fotoana tsy hisian’ny orana.