Varatava est une association regroupant des jeunes talentueux dans le monde du dessin en mode portrait. Crée en 2018, elle a lancé son tout premier concours de l’année sous le thème "gasy ka manjary" avec plus d'une vingtaine de participants. Varatava souhaite élargir son réseau dans les autres régions pour y exploiter des nouveaux talents.
Ny Varatava dia fikambanana iray mampivondrona ireo mpanan-talenta amin'ny fanaovan-tsary varatava na « dessin en mode portrait". Niforona tamin'ny 2018 izy io ary etsy amin'ny ivotoeran'ny Kolontsaina Malagasy Antananarivo no misy azy. Isan-taona dia misy ny fifaninanana mifandraika amin'izany. 20 mahery teo ireo mpandray anjara tamin'ity taona ity ka loha-hevitra noraisina ny hoe "gasy ka manjary". Maniry ny hivelatra hatrany amin'ny faritra ny fikambanana varatava.