Nous célébrons ce jours la journée internationale de la terre nourricière. La terre est aujourd'hui victime de la dégaradatio et la surexploitation faite par les humains. C'est d'ailleurs la raison pour laquelle il est important de marquer la journéz d'aujourd'hui. Pour les défenseurs de l'environnement, divers activités ont marquées la journée comme le nettoyage globale, divers concours sur les réseaux sociaux.
Â
Ankalazaina ny andro maneran-tany ho an'ny tany. Ny tany izay anisan'ny lasibatry ny fanapotehana ataon'ny olombelona amin'izao fotoana izao. Tokony ankalazaina ity andro ity ary omen-danja hoy i Zafimahelo Solofondrasolo na i Dama. Ireo mpiaro ny tontolo iainana kosa dia nanamarika ny androa iraisam-pirenena ho an'ny tany tamin'ny alalan'ny hetsika samihafa toy fanadiovana faobe, sy ny fanapariahana sarn'ny natiora amin'ny tambazotran-tserasera sns.