Presque tous les opérateurs mobiles à Madagascar ont rendu la carte visa accessible. Bien qu’elle soit bénéfique surtout aux jeunes opportunistes des échanges internationaux, le coût reste un blocage. Le très faible taux de couverture d’internet en est de même, affirme l’économiste Andrianantenaina Ramarofeno.
Efa saika misy karatara visa, hahafahana manao fifanakalozana iraisam-pirenena avokoa izao ireo tambajotram-pifandraisana misy eto an-toerana. Maro ny tombony azon’ireo tanora amin’izany, toy ny fahafahana mandray asa avy any ivelany. Mbola sakana lehibe anefa ny sarany sy ny tsy fahampian’ny aterneto eto amintsika hoy ny mpahay toe-karena Ramarofeno Andrianantenaina.