La violence électorale est l’attaque personnelle envers un candidat ainsi que ses partisans pour les intimider. Elle se manifeste généralement sous trois formes : querelles entre les partisans en se lançant des propos humiliants, entre candidats qui se critiquent la vie privée, abus de pouvoir commis par le candidat au pouvoir. Explication de Lalaina Harimanana, représentante de l’ONG Tokotany Iraisana lors de la Conférence Democracy Network à Nairobi, une occasion pour les acteurs en éducation électorale de s’échanger.   Â
Ny herisetra ara-pifidianana dia ireo fihetsika atao hentina hanakiviana kandidà iray sy ny mpomba azy, tsy ho sahy mifaninana. Mety hiseho ireo herisetra eo amin’ny samy mpanohana kandida, na eo amin’ny kandida izay manakiana ny mahaolona ilay kandida mpifanandrina aminy ary eo amin’ny kandida am-perinasa mety hanapatra fahefana eo am-pelatanany. Fanazavan’i Harimanana Lalaina, solotena avy amin’ny ONG Tokotany Iraisana tany amin’ny Demoracy Network Nairobi, izay fivoriana niresahana momba izany.