Cette année s'est tenu la toute première édition du forum des jeunes de l'Océan Indien sur l'entrepreneuriat dans l'économie bleue. 18 jeunes malgaches ont eu l'occasion d'y participer pour présenter chacun leurs entreprises et projets innovants. Celui de Hoby Rakotosoa, une participante et entrepreneure dans la vente des produits cosmétiques naturels. L'idée est de créer des produits moins polluants pour la mer, à l’exemple sa crème solaire naturelle.
Tontosa tamin'ity taona ity ny fihaonam-ben'ny tanora eto amin'ny ranomasimbe Indianina voalohany momba ny fandraharahana amin'ny sehatry ny toe-karena manga. Tanora malagasy 18 teo no afaka nampahafantatra ny orinasa sy tetik'asan'izy ireo. Ho an'i Rakotosoa Hoby, isany nandray anjara sy mpandraharaha amin'ny famokarana vokatra fikoloana bika aman'endrika natoraly. Manamboatra vokatra mampihena ny loto atao an-dranomasina no tanjony. Isany amin'izany ny "crème solaire" novokariny.