Les progrès des sciences de la vie sont impressionnants. D’un côté, ils permettent de mieux traiter les maladies. D’un autre côté, ils modifient nos rapports à la vie quand on parle de clonage ou d’euthanasie. De ce fait, des réflexions sont nécessaires pour que les progrès restent au service des êtres vivants. Des réflexions fondent ce que l’on appelle la bioéthique. Herimampita RARIVOMANANTSOA, chef de la mention philosophie à l’Université d’Antananarivo et philosophe spécialiste en bioéthique nous explique ce que c’est.
Mahatalanjona ny fivoaran’ny siansa mikasika ny manan’aina. Mampahomby kokoa ny fitsaboana izy ireo. Manova ny fomba fahitantsika ny fiainana koa rehefa miresaka « clonage » na « euthanasie » ohatra. Noho izany dia ilaina ny mandinika mba hikendry ny tombotsoan’ny zava-manan’aina hatrany ireo fivoarana ireo. Ireo fandinihana ireo no mandrafitra ny atao hoe « bioéthique ». Manazava amintsika ny momba izany i Herimampita RARIVOMANANTSOA, filohan’ny sampana filôzôfia ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo ary filôzôfa mpandinika manokana ny bioéthique.